Teny iditra |
vely
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
a blow |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, Boiteau 1997]
action de battre |
| [Boiteau 1997]
action de détacher les grains |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | [Andraina: Mitaraina, takila 221]
Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina.
|
Teny nalaina |
|