Entrée 1/2 vena
Partie du discours nom
Explications en malgache Rona, fihilanana, firaikana [1.1]
Dérivés 

Entrée 2/2 vena
Partie du discours nom
Explications en malgache Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes lalan-dra ~ mpamerin-dra
Origine Anglais: vein (a). Français: veine.

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/08