Teny iditra | vendrana | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso:
Vendrana hatrany an-kibon-dreniny io zaza io ¶ Adaladala, tsy mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra atao ! | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vendrana io | |
Teny iditra | vendrana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Karazana hazandrano | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Teny iditra | vendraña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] herana | |
[Rakotosaona 1975] [Tanala] herana marani-dravina | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
(de vendranina : action d'ouvrir une tige dans le sens de la longueur et d'en retourner l'écorce, comme on le fait pour préparer cette matière). Nom de diverses Cyperaceae utilisées en sparterie.
¶ [Betsimisaraka] Nom malgache relevé anciennement par Rochon (p. 313 de son Voyage aux Indes), avec l'orthographe fantaisiste « Vuendrang ». C'est surtout Cyperus latifolius Poir. (Cyperaceae) qui est ainsi nommée dans cette région. ¶ [Betsileo, Merina] Scleria griegifolia (Ridl.) C.B.Clarke (Cyperaceae). Le nom malgache est généralement prononcé vendragna dans le Betsileo. Signalé par Dubois, etc. ¶ [Sihanaka] surtout Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. ; Voir aussi herana. Malzac écrit seulement « Petit jonc, herbe aquatique ». Très apprécié pour la confection des nattes, chapeaux, etc. | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Cyperus latifolius, Cyperus latifolius var. herana, Scleria griegifolia | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |
![]() |