Teny iditra | vera | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana fisotroan-drano vita amin' ny tamaboha tantera-pahazavana [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | a drinking glass [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | verre à boire [Hallanger 1974] | ||
Ny fihaviany | Frantsay: verre. | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |