Teny iditra | verina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatongavana indray eo amin' ny toerana nialana ¶ Fanaovana dia mianotra ¶ Fanaterana [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny frantsay | retour, recul, répétition [Abinal 1888 takila 828] | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |