Teny iditra verobe (vero, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lehibe indrindra amin' ny vero [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Hyparrhenia cymbaria, Hyparrhenia variabilis
Ohatra Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia. [1.437]

Fivaditsoratra berevo

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04