Teny iditra veroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy fahita afatsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: tsy azo veroka, tsy hita veroka [1.1]
Ohatra Azoazony veroka ihany kosa anefa. [2.472]

Fivaditsoratra vorake, ravoke, revoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31