Teny iditra veromanitra (vero, hanitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon Schoenantus) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy lemongrass [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay citronnelle [Hallanger 1974]
  [Merina] (de vero et manitra : parfumé). Cymbopogon citratus (DC.) Stapf (Poaceae) ; appelé couramment « Citronnelle » ou « Lemon grass » ; cultivé comme plante à parfum notamment à Nosy be. Son essence est commercialisée sous le nom d'essence de citronnelle. D'après Malzac, une autre Graminée à parfum, le nard, Andropogon nardus L. (Poaceae), aurait également été introduite et cultivée. Nous n'avons trouvé aucune mention récente de cette espèce. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Andropogon nardus, Cymbopogon citratus
Ohatra kasy sy veromanitra no nanefany ny volanao aminy [Baiboly: 33:027:019/Ezekiela 27:19..]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30