Teny iditra viky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] vikina

Teny iditra viky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] sakoitra
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] ver intestinal
Voambolana 
Mpanahaka  kankana ~ sakoitra ~ viky fohy ~ viky vahy

Teny iditra viky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] Orthographe retenue par Segalen et Moureaux ; Harizo, Réserves Naturelles 1073. La terminale étant muette, il est difficile de se prononcer sur l'orthographe. D'après les dérivés, vika semble cependant plus justifié. Flagellaria indica L. (Flagellariaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Flagellaria indica
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31