Teny iditra vilain
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Malzac 1893 takila 849] ratsy tarehy, ratsy, kary, vetaveta, maloto, mahamenatra
Fanazavàna teny frantsay  [Rakotonaivo 1993 takila 963] ratsy, maloto: ces vilaines murailles nues (ireo rindrina ratsy mihanjaka ireo)
¶  maditra: vilain gosse (zaza maditra)
¶  mahadikidiky: quand le temps est vilain (rehafa mahadikidiky ny andro)
Haiendriteny 
vilain
vilains
vilaine
vilaines

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/06