Teny iditra |
vilany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | a cooking pot a kettle or casserole [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | marmite [1.3, 1.8, 1.13]
|
| pot, casserole [1.8]
|
Haiendriteny |
vilany
vilaniko
vilaninao
vilaniny
vilanintsika
vilaninay
vilaninareo
vilanin'
vilanin-
vilanim-
| |
-bilany
-bilaniko
-bilaninao
-bilaniny
-bilanintsika
-bilaninay
-bilaninareo
-bilanin'
-bilanin-
-bilanim-
| |
|
Kamban-teny |
|
Ohatra |
1 | Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro;
[2.324]
|
2 | "hetsehina kely ny vilany angalana ny ao am-bilany ho any ny olona maikia handeha
[2.48]
|
3 | Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina.
[2.996]
|
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|