Teny iditra viliantsahona (vilia, sahona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin' ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon' ny olona ody tazo
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (« assiette de grenouille »). Nom donné à diverses plantes aquatiques dont les feuilles ressemblent plus ou moins à des assiettes ; feuilles rondes. Ce sont surtout suivant les dialectes :
¶  [Merina] Hydrocotyle superposita Baker, Hydrocotyle tussilaginifolia Baker et Hydrocotyle umbellata L. (Araliaceae)
¶  [Betsimisaraka] Hydrocotyle bonariensis Lam. (Araliaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Hydrocotyle bonariensis, Hydrocotyle superposita, Hydrocotyle tussilaginifolia, Hydrocotyle umbellata
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/31