|
|
|
|

Entrée vinaky (vaky)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache (misy tsofoka in) voavaky, hovakina [1.1]
Explications en français Fendu, cassé, rompu
Traversé
Lu, publié
Accusé, convaincu [1.3]
Exemples 
1Vato novinaky no nanaovana ity lalana ity [1.1]
2Vinaky ny vatobe eo an-toerana hanaovana fototra. [2.445]
Morphologie 
Présent : vinaky, vinakiko, vinakinao, vinakiny, vinakintsika, vinakinay, vinakinareo, vinakin', vinakin-, vinakim-
Passé : novinaky, novinakiko, novinakinao, novinakiny, novinakintsika, novinakinay, novinakinareo, novinakin', novinakin-, novinakim-
Futur : hovinaky, hovinakiko, hovinakinao, hovinakiny, hovinakintsika, hovinakinay, hovinakinareo, hovinakin', hovinakin-, hovinakim-
Synonymes voavaky

Mis à jour le 2023/01/20