Teny iditra |
vinaly
(valy)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny:
Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [Abinal 1888 takila 806]
|
Haiendriteny |
vinaly
vinaliko
vinalinao
vinaliny
vinalintsika
vinalinay
vinalinareo
vinalin'
vinalin-
vinalim-
| |
novinaly
novinaliko
novinalinao
novinaliny
novinalintsika
novinalinay
novinalinareo
novinalin'
novinalin-
novinalim-
| |
hovinaly
hovinaliko
hovinalinao
hovinaliny
hovinalintsika
hovinalinay
hovinalinareo
hovinalin'
hovinalin-
hovinalim-
| |
|
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
viñaly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
renianaka
[Rakotosaona 1975]
|
|