|
|
|
|

Entrée1  vinanina (vinany)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV
4  Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao
5  Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka
6  Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy [1.1]
Explications en anglais  7  to be guessed at; to be conjectured; to be predicted [1.7]
Explications en français  8  qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle) [1.3]
9  qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20