Entrée (1/4) | 1 vinany |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Géographie: (en général) |
Explications en malgache |
4 Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1] |
Explications en anglais |
5 The confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7] |
Explications en français |
6 Confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/4) | 12 vinany |
Partie du discours | 13 nom |
Vocabulaire |
14 Philosophie |
Explications en malgache |
15 Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! [1.1] 16 Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! [1.1] 17 Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1] |
Explications en anglais |
18 A guess, a conjecture; a prediction [1.7] |
Explications en français |
19 Conjecture; prédiction [1.3, 1.8] 20 Divination, prophétie [1.3] 21 Action d'estimer, de calculer peu à près [1.3] |
Exemples |
22 Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/4) | 32 vinany (vina) |
Partie du discours | 33 nom vina et pronom |
Explications en anglais |
34 Its probability [3.1] |
Explications en français |
35 Sa probabilité [3.1] |
Entrée (4/4) | 36 Vinany |
Partie du discours | 37 nom propre (toponyme) |
Vocabulaire |
38 Géographie: agglomérations |
Mots élémentaires | 39 vinany |
Tableaux et planches |
40 Liste complète |
Anagrammes | 41 vaniny, vinany |
Mis à jour le 2023/10/23 |