Teny iditra vitsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] ants
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] fourmi
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  vitsikambo ~ vitsikaranana ~ vitsikazo
Ohatra 
1 [Rahajarizafy: Filozofia, takila 141] Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika.
2 [FOFAFIPE: Haivola, takila 15] Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Habaka Ants of Madagascar (California Academy of Sciences) (http://antweb.org/madagascar.jsp)

Teny iditra vitsika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Veyrières 1913] Se disait dans le sens de nombreux
  [Abinal 1888] nombreux, innombrable

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30