Teny iditra |
vizana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano ¶ Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
|
| las, fatigué [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpitovy hevitra | |
Ohatra |
1 | Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any.
[2.470]
|
2 | Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona.
[2.472]
|
|
Ohabolana |
|