Teny iditra | voababo (babo) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny anglisy | captured, seized, taken captive. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | Capturé, confisqué, pillé [Abinal 1888] | |
Mpitovy hevitra | nobinabo | |
Ohatra | Nohatoniny indray io, ka isan'ireo vehivavy voababo. [Rajohanesa: Kintana] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |