Teny iditra voadio (dio)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy cleansed, purified [1.2]
Fanazavàna teny frantsay nettoyé, purifié [1.3]
Haiendriteny 
voadio
voadioko
voadionao
voadiony
voadiontsika
voadionay
voadionareo
voadion'
voadion-
voadiom-
Kamban-teny 
Ohatra Efa voadio ny fontsika. [2.499]

Fivaditsoratra voaody

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20