Teny iditra |
voafaritra
(faritra)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | marked out, having boundary lines set. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | circonscrit, limité [1.3]
|
| délimité; compris entre [1.13]
|
Haiendriteny |
voafaritra
voafaritro
voafaritrao
voafariny
voafaritsika
voafaritray
voafaritrareo
voafaritr'
voafari-
voafaritry
| |
|
Mpitovy hevitra | |
Ohatra |
1 | Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470]
|
2 | Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy:
[2.472]
|
|
|