Teny iditra voafotsy (fotsy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy whitened, cleaned. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay blanchi, approprié [Abinal 1888 takila 191]
Mpitovy hevitra finotsy
Ohatra 
1Efa voafotsy ny halotoana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 100]
2ary koa fotsimbary madio (tsy fanao ny gamela, na vary mbola tsy voafotsy tsara. [Ndema: Antakay, takila 20]

Teny iditra voafotsy (voa, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy voankazo avy amin' ny hazo kely maniry; fanao fisotro mahasalama ny raviny raha ampangotrahina. [Rajemisa 1985]
  [Betsileo] fandramana [Rajemisa 1985]
  [Sakalava] kirandrambavy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a shrub, the leaves of which are used as a substitute for tea; also employed for strangury and gonorrhea. A decoction of the same is used in cases of ascites. Aphloia theaeformis, Benn., same as fandramanana [Richardson 1885]
  [Betsimisaraka] Also Psychotria obtusifolia, Lam., same as kirandrambehivavy [Richardson 1885]
  [Sihanaka] also a species of Alsodeia. [Richardson 1885]
 a plant used to make a kind of tea [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay arbuste dont les feuilles servent à faire une boisson comme celle du thé. Aphloia theaeformis, Benn. [Abinal 1888]
 plante pour faire le thé [Hallanger 1974]
  [Betsileo, Bezanozano, Merina] (de voa : fruit, et fotsy : blanc). Nom et identité déjà dans Malzac. Aphloia theiformis (Vahl) Benn. (Aphloiaceae). Les petits fruits blancs sont comestibles mais sans grand intérêt. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Alsodeia sp., Aphloia theiformis, Psychotria obtusifolia
Mpitovy hevitra fandramanana ~ kirandrambavy ~ kirandrambehivavy ~ ravimboafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04