Teny iditra voahidy (hidy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé) [Abinal 1888 takila 244]
Mpitovy hevitra hinidy
Ohatra 
1Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra. [Wresinski: Mahantra]
2Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [Rapatsalahy: Kintana, takila 92]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/07