Teny iditra voakasika (kasika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay touché [Abinal 1888 takila 316]
Haiendriteny 
voakasika
voakasiko
voakasikao
voakasiny
voakasitsika
voakasikay
voakasikareo
voakasik'
voakasi-
voakasiky
Mpitovy hevitra kinasika
Ohatra 
1Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [Andraina: I Vola, takila 112]
2Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [Andraina: Mitaraina]

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/01