Teny iditra | voalavo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a rat | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986] rat | ||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||||
Anarana siantifika | Mus alexandrinus | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny voalavo io | ||||||
Haianarantany | |||||||
Teny iditra | voalavo | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Veyrières 1913] Se disait des sorciers | ||||||
[Abinal 1888] sorcier | |||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Teny iditra | voalavo (lavo) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] put down, thrown | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] renversé, jeté à terre | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |