Teny iditra | voamaso (voa, maso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso | |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] the eyeball | |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] l'oeil même | |
Voambolana | Haiaina | |
Ohatra | [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 88]
Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny voamaso io | |
Teny iditra | voamaso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Betsileo] (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Salacia dentata | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |