Teny iditra voamboana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja
  [SLP 1986] karazan-kazo sarobidy
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, SLP 1986] palissandre
  [Rajaonarimanana 1995] palissandre (Dalbergia baroni)
Voambolana 
Anarana siantifika Dalbergia baroni
Habaka Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Voamboana.htm)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31