Teny iditra | voampo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo madinika, ny voany menamena mahafinaritra fa mangidy tsy laitra (Solanum indicum) [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Anarana siantifika | Solanum indicum | |
Tsipelina hafa | voampoa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |