Teny iditra voanantay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zaza maroroka loatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay croissance rapide des enfants [Abinal 1888 takila 841]
Voambolana 

Teny iditra voanantay (voa, anana, tay)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anamamy maniry eny amin' ny zezika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay morelles qui poussent dans le fumier [Abinal 1888 takila 841]
  [Merina] (de voananana: baie; et tay: excrément). Nom qu'on donnait aux Morelles : Solanum nigrum L. (Solanaceae) poussant sur les tas de fumier, ou dans les endroits où les gens vont déféquer (traditionnellement au Sud du village). Pour des raisons de prophylaxie, leur consommation était interdite. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum nigrum
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31