Exemples |
5 Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano. [2.508]
6 Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy. [2.59]
7 Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy. [2.643]
8 Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; [2.996]
9 Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao. [2.445]
10 Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona. [2.944]
|