|
|
|
|

Entrée1  voankena
Mots élémentaires  2  voa, hena
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  ny voan' ny omby, izay be mpifady [1.1]
Explications en anglais  5  beef kidneys [1.7]
Explications en français  6  rognon de boeuf [1.8]
Exemples  7  hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny. [2.298#]
8  Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245#]
Mots composés 

Anagrammes  10  nanevoka, voankena, vokenana

Mis à jour le 2023/05/21