Teny iditra | voantay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boangory kely, manga mainty ny sorany ary manao ny tranony any anaty tain' omby [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | the dung beetle [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | le bousier [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny voantay io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |