Teny iditra | voantsianaranana (voa, tsy, arana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny ampaly [Rajemisa 1985 takila 1036] | |
Fanazavàna teny anglisy | the fruit of the ampaly [Richardson 1885 takila 767] | |
Fanazavàna teny frantsay | fruit de l' ampaly, ressemblant à celui du lilas, vert rugueux à l'intérieur, sucré et parfumé. Très commun à la lisière de la forêt. [Nèple: Immigrant takila 116] | |
[Betsimisaraka] Fruit d' Ampalis madagascariensis Bojer (Moraceae). Voir ampaly, voalelatra. [Boiteau 1997] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Anarana siantifika | Ampalis madagascariensis | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |