Teny iditra voaray (ray)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy received, accepted, taken; jointed, united. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay reçu, accepté, pris [1.3]
Haiendriteny 
voaray
voaraiko
voarainao
voarainy
voaraintsika
voarainay
voarainareo
voarain'
voarain-
voaraim-
ho voaray
ho voaraiko
ho voarainao
ho voarainy
ho voaraintsika
ho voarainay
ho voarainareo
ho voarain'
ho voarain-
ho voaraim-
Ohatra 
1Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117]
2Voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59]
3Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281]
4Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366]
5Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20