Teny iditra voarointsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) [Rajemisa 1985]
 karazana voaroy misy tsilotsilony [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay framboise sauvage [SLP 1986]
  [Merina] (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius. Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Rubus apetalus
Mpitovy hevitra voaroimbazaha ~ voaroimena
Ohatra Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo. [Ravelomanana: Lalana]

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05