Entrée | 1 voaroy |
Radical | 2 voa, roy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1] |
Explications en anglais |
5 the mulberry and similar fruits [1.7] |
Explications en français |
6 le mûrier; son fruit [1.8] 7 (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [1.196] |
Exemples |
8 Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222] 9 Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49] |
Vocabulaire |
10 Botanique: arbre |
Synonymes | 11 hazondandy, voaroihazo |
Phytonymes |
|
Article |
13 Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 14 roaivo, voaory, voaroy |
Mis à jour le 2022/07/30 |