Teny iditra | voasaraka (saraka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 579] qu’on a séparé | |
Mpitovy hevitra | sinaraka | |
Ohatra | [Andriamalala: Fanagasiana, takila 10]
Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra. | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/01 |
![]() |