Teny iditra voasoritra (soritra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 633] rayé, marqué, séparé par des traits, par des lignes
¶ (fortune) qu’on a divisée
Mpitovy hevitra sinoritra
Ohatra 
1 [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 195] Andraikitra voasoritra ny ahy, raikitra eto aho ka tsy afa-miala.
2 [Dahle: Angano, takila 225] eny, tongotra' mby an-dakana aho, ketsa voasoritra, tandro-boahihy.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27