Teny iditra voatabiha (voa, tabiha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry, ny voany menamena malemy, fanao fangaron-daoka matsiro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a tomato [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tomate [Hallanger 1974]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra voangilombazaha
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31