Teny iditra voatadidy (tadidy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] remembered, recollected.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 640] dont on se souvient, dont on conserve le souvenir, qu'on sait par coeur
  [Boiteau 1997] dont on a conservé le souvenir
Ohatra  [Rahajarizafy: Kabary, takila 12] Fa talohany, dia misy sombiny kely voatadidy.

Teny iditra voatadidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] (de voa : fruit ; et tadidy : spirale, tordu en spirale). Nom relevé par Descheemaeker. Satyrium rostratum Lindl. (Orchidaceae). L'une des plus belles orchidées terrestres d'après H.Perrier
Voambolana 
Anarana siantifika Satyrium rostratum

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31