Teny iditra | voatapaka (tapaka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | coupé, décidé [Abinal 1888 takila 682] | |
Mpitovy hevitra | tinapaka | |
Ohatra | Mbola tanora, tsy voatapaka akory izy, dia maina, alohan' ny zava-maitso eny an-tsaha. [Baiboly: 22.8.12] | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26 |
![]() |