Teny iditra voatavoarivolahy (voatavo, arivo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère).
Voambolana 
Anarana siantifika Lagenaria siceraria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31