Teny iditra voatavofotsy (voatavo, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-boatavobozaka fasian-drano
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] (de voatavo : courge-calebasse et fotsy : blanche). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à chair blanche, comestible à l'état jeune.
Voambolana 
Anarana siantifika Lagenaria siceraria
Mpitovy hevitra voatavohova

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31