Teny iditra voatavohova (voatavo, hova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-boatavo bozaka fasian-drano
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de voatavo dans son sens moderne ; et hova parce qu'elle a d'abord été cultivée sur les hauts plateaux avant de l'être sur les côtes). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). D'introduction plus ancienne que Cucurbita pepo L. (Voir voatavombazaha). Plante alimentaire, cultivée.
Voambolana 
Anarana siantifika Cucurbita maxima, Cucurbita pepo
Mpitovy hevitra voatavofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31