Teny iditra voatonta (tonta)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay frappé, imprimé [Abinal 1888 takila 728, SLP 1986]
 entassé, pressé [Abinal 1888 takila 728]
 mis en tas [SLP 1986]
Mpitovy hevitra tinonta
Ohatra 
1Enimpolo no voatonta amin'ny iray minute, koa ndeha. [Razoharinoro: Soratra, takila 184]
2Ny Fanjakana no miantoka ireo taratasy voatonta pirinty itaina amin' ny fanaovana ny lisitry ny mpifidy. [Fanjakana: Fifidianana, takila 73]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26