Entrée | 1 voatoto |
Radical | 2 toto |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3#735] |
Exemples |
6 Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina. [2.606#213] 7 Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama. [2.528#130] |
Synonymes | 8 tinoto, tonoto |
Mis à jour le 2023/01/20 |