Teny iditra voavaly (valy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [Abinal 1888 takila 806]
Mpitovy hevitra vinaly
Ohatra 
1Kanefa, hoy ianao, hita fa tsy voavaly [Rahajarizafy: Filozofia, takila 76]
2Tahaka ny voavaly bontana sahady ny fanesoan' ireo tovovavy mitady hifaninana aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/24