Teny iditra | voavotra (avotra) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | redeemed, ransomed [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | racheté [1.3] | ||
Haiendriteny |
| ||
Tsipelina hafa | voaavotra | ||
Ohatra | Raha izany fitandremana rehetra izany no heverina, tokony ho voaavotra ara-dalàna aho.
[2.4] | ||
Teny iditra | voavotra (avotra) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny anglisy | plucked up, rooted up, eradicated [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | arraché [1.3] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01 |
![]() |