Teny iditra voay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay)
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] crocodile (an Indonesian word)
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] crocodile
  [Hallanger 1974] crocodile (mot indonésien)
Voambolana 
Mpitovy hevitra fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ vily ~ voae
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny voay ity (4): Bevoay, Marovoay, Riamboay, Sahavoay
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31