Teny iditra voazaha (zaha)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Examiné, cherché [Abinal 1888 takila 865]
Mpitovy hevitra zinaha
Ohatra Voazaha toetra tanteraka ny teninao, ka tia azy ny mpanomponao. [Baiboly: 23.119.140]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/23